|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | anareo | |
| Sokajin-teny | mpisolo anarana | |
| Mpisolo anarana misolo olona enti-manolo ny ianareo raha atao teny fameno: Manontany anareo aho ka valio; na raha atao milaza tompon-javatra: Hay anareo itỳ tanimbary itỳ? [1.1] | ||
| You, your, yours (plural). Accusative and possessive case of hianareo. [1.2] | ||
| You (plur. - as object); yours [1.7] | ||
| Vous, à vous, à votre tour. Hamangy anareo aho: je vous visiterai. Anareo ny mifafa ny trano: c'est à vous autres à balayer la maison. Anareo ho anareo izany: c'est votre affaire. [1.3] | ||
| Vous, à vous (pluriel). [1.5] | ||
| Vous (pluriel - objet); vôtre. [1.8] | ||
| Voi Il vostro [1.18] | ||
| Mpanahaka | ianareo ~ -nareo, -areo | |
| Tsanganana sy sary iray takila | Ny mpisolo rehetra | |
| Teny iditra | anareo | |
| Sokajin-teny | anarana | |
| [Sihanaka] Olom-pady [1.78] | ||
| Nohavaozina tamin' ny 2023/08/18 |
|