|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | antsetra | |
| Sokajin-teny | anarana | |
| [Bara] Ampemby [1.78] | ||
| Voambolana | ||
| Teny iditra | antsetra | |
| Sokajin-teny | anarana | |
| [Betsimisaraka] Lefona, firombaka [1.78] | ||
| Vy miendrika lelan' angady kely izay atsatoka eo andohan' ny tehina na amin' ny vody lefona mba hanavesabesatra azy ka hahamora ny fikendrena mahitsy aminy Honkon' ny zarandefona na angady [1.1] | ||
| Angady kely fihevoana voly [1.13] | ||
| A piece of iron like a small spade-blade put on the lower part of a spear-handle as a balance or ornament. [1.2] | ||
| [Tankarana] Pioche. [1.19] | ||
| Binette [1.13] | ||
| Voambolana | ||
| Teny iditra | antsetra | |
| Sokajin-teny | mpamaritra | |
| [Tanosy] Manga [1.78] | ||
| Nohavaozina tamin' ny 2017/03/10 |
|