|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | antsika | |
| Sokajin-teny | mpisolo anarana | |
| Mpisolo anarana misolo olona enti-manolo ny isika raha atao teny fameno: Mahita antsika Andriamanitra, na raha atao milaza tompon-javatra: Antsika ny fahadisoana ka aoka handefitra isika. [1.1] | ||
| Us, ours (including the persons addressed); used as accusative and possessive case of isika. [1.2] | ||
| Us. (plur. inclusive as object); ours [1.7] | ||
| Nous, à nous (y compris ceux à qui on parle). Manaratsy antsika izy: il dit du mal de nous. Antsika ity akoho ity: Ce poulet est à nous. Antsika ny manamboatra io tetezana io: c'est à nous à arranger ce pont. Antsika no antsika izany: c'est notre affaire. [1.3] | ||
| Nous, à nous (inclusif). [1.5] | ||
| Nous (pluriel inclusif - objet), nôtre, à nous. [1.8] | ||
| Noi Il nostro [1.18] | ||
| Mpanahaka | isika ~ -ntsika, -tsika | |
| Tsanganana sy sary iray takila | Ny mpisolo rehetra | |
| Nohavaozina tamin' ny 2023/08/16 |
|