|
|
|
|
Teny iditra
aomba
(
omba
)
Sokajin-teny
matoantenin' ny iharana
Asaina momba na amporisihina homba (antoko na olona iray):
Rakoto no naombany ny antokonay
[
1.1
]
Haiendriteny
Ny ankehitriny :
aomba
, aombako, aombanao, aombany, aombantsika, aombanay, aombanareo, aomban', aomban-, aombam-
Ny lasa :
naomba, naombako, naombanao, naombany, naombantsika, naombanay, naombanareo, naomban', naomban-, naombam-
Ny hoavy :
haomba, haombako, haombanao, haombany, haombantsika, haombanay, haombanareo, haomban', haomban-, haombam-
Filaza mandidy :
aombano
Nohavaozina tamin' ny 2010/05/14