|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | araika (raika) | ||||||||
| Sokajin-teny | matoantenin' ny iharana | ||||||||
| Arona, atongilana, atao mihilana fa tsy mijoro mahitsy: Aza araika miankavia ny lohanao [1.1] | |||||||||
| To be inclined, to be made to lean. [1.2] | |||||||||
| Haiendriteny |
| ||||||||
| Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |
|