|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | asaiky (saiky) | ||||||||
| Sokajin-teny | matoantenin' ny iharana | ||||||||
| Atao saikiny na solony ratsiratsy kokoa: Mpitandrina tovolahy kely no nasaiky ny mpampianatra nanavy ka tsy faly ny mpianatra [1.1] | |||||||||
| Haiendriteny |
| ||||||||
| Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |
|