|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | asaoka (saoka) | ||||||||
| Sokajin-teny | matoantenin' ny iharana | ||||||||
| Atao saoka, atao fanampy (tapa-damba anampy amin' ny didy akanjo): Soga voantondro telo no nasaoka ilay lohaka fa tery loatra [1.1] | |||||||||
| Haiendriteny |
| ||||||||
| Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |
|