|
|
|
|
Teny iditra
asa
ri
taka
(
sa
ri
taka
)
Sokajin-teny
matoantenin' ny iharana
Akorontana atao misafotofoto
[
1.1
]
To be disarranged
[
1.7
]
Qu'on met en désarroi
[
1.8
]
Haiendriteny
Ny ankehitriny :
asaritaka
, asaritako, asaritakao, asaritany, asaritatsika, asaritakay, asaritakareo, asaritak', asarita-
Ny lasa :
nasaritaka, nasaritako, nasaritakao, nasaritany, nasaritatsika, nasaritakay, nasaritakareo, nasaritak', nasarita-
Ny hoavy :
hasaritaka, hasaritako, hasaritakao, hasaritany, hasaritatsika, hasaritakay, hasaritakareo, hasaritak', hasarita-
Filaza mandidy :
asaritaho
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20