|
|
|
|
Teny iditra
aserana
(
serana
)
Sokajin-teny
matoantenin' ny iharana
Enti-mandalo eo anoloana, enti-misenana:
Aza aserana an-dRaibenao iny kifafa iny
[
1.1
]
Haiendriteny
Ny ankehitriny :
aserana
, aserako, aseranao, aserany, aserantsika, aseranay, aseranareo, aseran', aseran-, aseram-, asera-
Ny lasa :
naserana, naserako, naseranao, naserany, naserantsika, naseranay, naseranareo, naseran', naseran-, naseram-, nasera-
Ny hoavy :
haserana, haserako, haseranao, haserany, haserantsika, haseranay, haseranareo, haseran', haseran-, haseram-, hasera-
Filaza mandidy :
aserano
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05