|
|
|
|
Teny iditra
a
ta
fy
(
ta
fy
)
Sokajin-teny
matoantenin' ny iharana
Entina manafy:
Lamba inona no hatafiko itỳ zazakely itỳ?
[
1.1
]
Used of that employed as clothing.
[
1.2
]
Haiendriteny
Ny ankehitriny :
atafy
, atafiko, atafinao, atafiny, atafintsika, atafinay, atafinareo, atafin', atafin-, atafim-
Ny lasa :
natafy, natafiko, natafinao, natafiny, natafintsika, natafinay, natafinareo, natafin', natafin-, natafim-
Ny hoavy :
hatafy, hatafiko, hatafinao, hatafiny, hatafintsika, hatafinay, hatafinareo, hatafin', hatafin-, hatafim-
Filaza mandidy :
ata
fi
o
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20