|
|
|
|
Teny iditra
atamby
(
tam
by
)
Sokajin-teny
matoantenin' ny iharana
Omena atao karama:
Ariary folo no natambiko azy hitondra itỳ entan-kely itỳ tany an-tsena
[
1.1
]
Haiendriteny
Ny ankehitriny :
atamby
, atambiko, atambinao, atambiny, atambintsika, atambinay, atambinareo, atambin', atambin-, atambim-
Ny lasa :
natamby, natambiko, natambinao, natambiny, natambintsika, natambinay, natambinareo, natambin', natambin-, natambim-
Ny hoavy :
hatamby, hatambiko, hatambinao, hatambiny, hatambintsika, hatambinay, hatambinareo, hatambin', hatambin-, hatambim-
Filaza mandidy :
atambazo
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20