|
|
|
|
Teny iditra
atam
po
dy
(
tam
po
dy
(
fo
dy
(
o
dy
)))
Sokajin-teny
matoantenin' ny iharana
Asaina miverina ny andro iny ihany amin' ny toerana nialàna:
Atampodio Ikoto fa mangingina izaho irery
[
1.1
]
Haiendriteny
Ny ankehitriny :
atampody
, atampodiko, atampodinao, atampodiny, atampodintsika, atampodinay, atampodinareo, atampodin', atampodin-, atampodim-
Ny lasa :
natampody, natampodiko, natampodinao, natampodiny, natampodintsika, natampodinay, natampodinareo, natampodin', natampodin-, natampodim-
Ny hoavy :
hatampody, hatampodiko, hatampodinao, hatampodiny, hatampodintsika, hatampodinay, hatampodinareo, hatampodin', hatampodin-, hatampodim-
Filaza mandidy :
atampo
di
o
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20