|
|
|
|
Teny iditra
atavona
(
tavona
)
Sokajin-teny
matoantenin' ny iharana
Entina manatavona, manafotetaka, manosina (fotaka...):
Asa, na inona na inona no natavon' ny ankizy itỳ sary
[
1.1
]
Haiendriteny
Ny ankehitriny :
atavona
, atavoko, atavonao, atavony, atavontsika, atavonay, atavonareo, atavon', atavon-, atavom-, atavo-
Ny lasa :
natavona, natavoko, natavonao, natavony, natavontsika, natavonay, natavonareo, natavon', natavon-, natavom-, natavo-
Ny hoavy :
hatavona, hatavoko, hatavonao, hatavony, hatavontsika, hatavonay, hatavonareo, hatavon', hatavon-, hatavom-, hatavo-
Filaza mandidy :
atavony
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05