|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | atodika (todika) | ||||||||
| Sokajin-teny | matoantenin' ny iharana | ||||||||
| Entina milaza ny maso na ny loha ahodina mba hankany amin-javatra na olona eo anindrana na any ivoho: Aza atodika any ny lohanao [1.1] | |||||||||
| Haiendriteny |
| ||||||||
| Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |
|