|
|
|
|
Teny iditra
atohi
to
hy
(
tohi
to
hy
(
to
hy
))
Sokajin-teny
matoantenin' ny iharana
Ohatra
Tantara tsy vita fa sombintsombiny
natohitohy
mantsy ny ankamaroan 'ireo novakiko talohany
[
2.357
]
Haiendriteny
Ny ankehitriny :
atohitohy
, atohitohiko, atohitohinao, atohitohiny, atohitohintsika, atohitohinay, atohitohinareo, atohitohin', atohitohin-, atohitohim-
Ny lasa :
natohitohy, natohitohiko, natohitohinao, natohitohiny, natohitohintsika, natohitohinay, natohitohinareo, natohitohin', natohitohin-, natohitohim-
Ny hoavy :
hatohitohy, hatohitohiko, hatohitohinao, hatohitohiny, hatohitohintsika, hatohitohinay, hatohitohinareo, hatohitohin', hatohitohin-, hatohitohim-
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20