|
|
|
|
Teny iditra
atoina
(
a
to
)
Sokajin-teny
matoantenin' ny iharana
Atao miato, tapahina, nefa ny aato no fampiasa kokoa
[
1.1
]
Haiendriteny
Ny ankehitriny :
atoina
, atoiko, atoinao, atoiny, atointsika, atoinay, atoinareo, atoin', atoin-, atoim-, atoi-
Ny lasa :
natoina, natoiko, natoinao, natoiny, natointsika, natoinay, natoinareo, natoin', natoin-, natoim-, natoi-
Ny hoavy :
hatoina, hatoiko, hatoinao, hatoiny, hatointsika, hatoinay, hatoinareo, hatoin', hatoin-, hatoim-, hatoi-
Filaza mandidy :
atoy
Tovy hevitra
aato
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20