|
|
|
|
Teny iditra
atony
(
to
ny
)
Sokajin-teny
matoantenin' ny iharana
Atao tonga tony, mantona, tsy misamboaravoara intsony:
Atoneo ny fonao
[
1.1
]
Haiendriteny
Ny ankehitriny :
atony
, atoniko, atoninao, atoniny, atonintsika, atoninay, atoninareo, atonin', atonin-, atonim-
Ny lasa :
natony, natoniko, natoninao, natoniny, natonintsika, natoninay, natoninareo, natonin', natonin-, natonim-
Ny hoavy :
hatony, hatoniko, hatoninao, hatoniny, hatonintsika, hatoninay, hatoninareo, hatonin', hatonin-, hatonim-
Filaza mandidy :
atoneo
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20