|
|
|
|
Teny iditra
atovana
(
tovana
)
Sokajin-teny
matoantenin' ny iharana
Atao tovana, atohy:
Ny "ina" sy "ana" dia atovana amin' ny fototeny mba hanaovana matoantenin' ny iharana
[
1.1
]
Haiendriteny
Ny ankehitriny :
atovana
, atovako, atovanao, atovany, atovantsika, atovanay, atovanareo, atovan', atovan-, atovam-, atova-
Ny lasa :
natovana, natovako, natovanao, natovany, natovantsika, natovanay, natovanareo, natovan', natovan-, natovam-, natova-
Ny hoavy :
hatovana, hatovako, hatovanao, hatovany, hatovantsika, hatovanay, hatovanareo, hatovan', hatovan-, hatovam-, hatova-
Filaza mandidy :
atovàno
Nohavaozina tamin' ny 2010/05/04