|
|
|
|
Teny iditra
a
tsi
tra
(
tsitra
)
Sokajin-teny
matoantenin' ny iharana
Ampandrina mivalampatra:
Natsitra teo ambony tsihy ny faty
[
1.1
]
à étendre, qu'on étend raide
[
1.3
]
Haiendriteny
Ny ankehitriny :
atsitra
, atsitrako, atsitranao, atsitrany, atsitrantsika, atsitranay, atsitranareo, atsitran'
Ny lasa :
natsitra, natsitrako, natsitranao, natsitrany, natsitrantsika, natsitranay, natsitranareo, natsitran'
Ny hoavy :
hatsitra, hatsitrako, hatsitranao, hatsitrany, hatsitrantsika, hatsitranay, hatsitranareo, hatsitran'
Filaza mandidy :
a
tsi
ro
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20