|
|
|
|
Teny iditra
atsofohy
(
tsofoka
)
Sokajin-teny
filaza mandidin' ny matoantenin' ny iharana
atsofoka
[
Fitanisana
]
Ohatra
1
Atsofohy
ao anatin' ny hidim-baravarana ny fanalahidy sao very
[
1.1
]
2
Atsofohy
ao amin' ny lohanao hoe ity satroka itý hojerena raha sahaza anao
[
1.1
]
Nohavaozina tamin' ny 2025/04/17