|
|
|
|
Teny iditra
avalona
(
valona
)
Sokajin-teny
matoantenin' ny iharana
Aforitra atao milamina tsara (lamba, taratasy...):
Avalony tsara ireto taratasy ireto
[
1.1
]
Haiendriteny
Ny ankehitriny :
avalona
, avaloko, avalonao, avalony, avalontsika, avalonay, avalonareo, avalon', avalon-, avalom-, avalo-
Ny lasa :
navalona, navaloko, navalonao, navalony, navalontsika, navalonay, navalonareo, navalon', navalon-, navalom-, navalo-
Ny hoavy :
havalona, havaloko, havalonao, havalony, havalontsika, havalonay, havalonareo, havalon', havalon-, havalom-, havalo-
Filaza mandidy :
avalony
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05