|
|
|
|
Teny iditra
avara
ba
ratra
(
a
va
ratra
)
Sokajin-teny
anarana
(duplicatif)
[
1.3
]
Ohatra
1
Itsy
avarabaratra
itsy angamba no nisy ny tranobongon' i Ndriana mianaka?
[
2.5
]
2
Tsy hamely anao aho, fa tsy tiako ny haka fotsiny ny taninao, ka homeko tany hafa ho solony ianao ery
avarabaratra
ery.
[
2.472
]
Mpanahaka
atsimo
tsi
mo
~
atsinana
na
nana
~
andrefan
dre
fana
Nohavaozina tamin' ny 2023/10/20