|
|
|
|
Teny iditra
avezika
(
vezika
)
Sokajin-teny
matoantenin' ny iharana
Asaina mandeha etsy sy eroa ka miverimberina eo hatrany
[
1.1
]
Haiendriteny
Ny ankehitriny :
avezika
, aveziko, avezikao, aveziny, avezitsika, avezikay, avezikareo, avezik', avezi-
Ny lasa :
navezika, naveziko, navezikao, naveziny, navezitsika, navezikay, navezikareo, navezik', navezi-
Ny hoavy :
havezika, haveziko, havezikao, haveziny, havezitsika, havezikay, havezikareo, havezik', havezi-
Filaza mandidy :
avezeho
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05