|
|
|
|
Teny iditra
avilio
(
vi
ly
)
Sokajin-teny
filaza mandidin' ny matoantenin' ny iharana
avily
[
Fitanisana
]
Ohatra
1
Avilio
miankavanana ny lohan' ny lakana sao dia midona amin' ny vato
[
1.1
]
2
Avilio
ny sainao mba tsy hihevitra izany intsony
[
1.1
]
Nohavaozina tamin' ny 2025/04/17