|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | avotra | |
| Sokajin-teny | anarana | |
| [Betsimisaraka, Tanala] Fanongotana [1.78] | ||
| Famonjena Fanafahana na fanalana ao anatin' ny loza Fividianan-javatra efa an' ny tena taloha ihany [1.1] | ||
| Ransom, redemption [1.2] | ||
| Price; means of effecting a ransom [1.2] | ||
| Rachat, rédemption, rançon [1.3, 1.8] | ||
| Achat d'esclaves, prix, secours [1.3] | ||
| Ohatra | Avotra aina ny ahy, tsy ahoako izay vola lany, ny aiko angaha misy vidiny!
[2.472] | |
| Sampanteny | ||
| Teny iditra | avotra | |
| Sokajin-teny | anarana | |
| Fanongotana ny ketsa hafindra [1.1] | ||
| See ombotra, ongotra [1.2] | ||
| Arrachement, extirpation [1.3] | ||
| Sampanteny |
| |
| Nohavaozina tamin' ny 2023/10/17 |
|