|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | azy | |
| Sokajin-teny | mpisolo anarana | |
| Misolo olona enti-manolo ny izy raha atao teny fameno: Tia azy aoka izany ny reniny; na raha atao milaza tompon-javatra: Tonga hamangy an-dRakoto aho: azy ve itỳ trano amoron-dalana itỳ? [1.1] | ||
| Him, her, it, them; his, hers, its, theirs. Accusative and possessive case of izy. [1.2] | ||
| Him, her, it, them (as object); his, hers, its, theirs [1.7] | ||
| Lui, elle, eux, le, la; à lui, à elle, à eux; c'est son tour ou leur tour. Il est nécessaire d'ajouter ireo à azy pour le pluriel, lorsque le sens n'est pas assez clair. Tsy mahalala azy aho: je ne le connais pas. Azy ity satroka ity: ce chapeau est à lui. Azy ny mantsaka rano anio: c'est à son tour d'aller chercher de l'eau aujourd'hui. Nanasazy azy ireo ny mpitsara: le juge les a mis à l'amende. [1.3] | ||
| Lui, elle, eux, à lui, à elle, à eux. [1.5] | ||
| Lui, elle, les; à lui, à elle, à eux. [1.8] | ||
| Lui; lei Il suo [1.18] | ||
| Mpanahaka | izy ~ -ny | |
| Tsanganana sy sary iray takila | Ny mpisolo rehetra | |
| Nohavaozina tamin' ny 2023/07/19 |
|