|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | baba | ||||
| Sokajin-teny | anarana | ||||
| [Bara, Sihanaka, Tanosy] Ray [1.78] | |||||
| [Bara, Betsimisaraka, Sihanaka, Tanosy] Dada [1.78] | |||||
| Ray, dada (teny efa tranainy, nefa mbola fampiasa ankehitriny any anindrantany: Baba sy nindry Lehilahy efa antitra dia antitra, konka [1.1] | |||||
| Father [1.2] | |||||
| (vieux mot). Papa [1.3] | |||||
| Voambolana | |||||
| Ohatra |
| ||||
| Tovy hevitra | aba ~ ada ~ dada ~ ikaky ~ ray | ||||
| Teny iditra | baba | ||||
| Sokajin-teny | mpamaritra | ||||
| Tsara tarehy, kanto (tsy fampiasa raha tsy miaraka amin' ny mpisolo anarana fanao tovana ny: Babany izany raha tarehin' olona Tsy leo amin' ny zavatra ataony, manan-daza, manehoeho [1.1] | |||||
| An expression of surprise mingled with pleasure. Beautiful! capital! Famous! [Swa. Beba, root of verb with the same meaning.] [1.2] | |||||
| Beau, magnifique, fameux [1.3] | |||||
| Teny iditra | baba | ||||
| Sokajin-teny | mpamaritra | ||||
| [Taisaka] miharihary [1.78] | |||||
| Teny iditra | baba | ||||
| Sokajin-teny | anarana | ||||
| Jereo babaka [1.1] | |||||
| Nohavaozina tamin' ny 2023/10/24 |
|