|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | bango anakova | |
| Sokajin-teny | kambanteny | |
| Singan-teny | bango, anaka, hova | |
| [Betsileo] Randram-bolon' ny zanak' andriana betsileo, mipetaka manodidina ny sofina sy ny hatoka ny randrana [1.1] | ||
| Voambolana | ||
| Nohavaozina tamin' ny 2025/10/11 |
|