|
|
|
|
Teny iditra
baom
ba
Sokajin-teny
anarana
Jereo
bomba
[]
Voambolana
Ohatra
1
Dia tonga tokoa ny Amiraly Pierre nanjera
baomba
tao Mojanga
[
2.113
]
2
Tsy
baomba
tsotra intsony no nalefan' ny Anglisy, fa
baomba
mandoro
[
2.472
]
3
Heverin' ny firenena iray fa hery lehibe ho azy ny fananany
baomba
mahery vaika maro
[
1.62
]
Tsipelina hafa
baombo
[
2.59
]
~
bomba
Nohavaozina tamin' ny 2021/10/16