|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | be loha | |
| Sokajin-teny | kambanteny | |
| Singan-teny | be, loha | |
| Enti-milaza olona izay ngeza, makadiry ny lohany Andeha itsy izy, izany be lohako izany: teny entina mandokadoka sy manambitamby zazalahy kely [1.1] | ||
| Teny iditra | beloha | |
| Sokajin-teny | mpamaritra | |
| Singan-teny | be, loha | |
| [ loha, head.] Used of a compact body of men, as a battalion of soldiers or a band of robbers [1.2] | ||
| Teny iditra | beloha | |
| Sokajin-teny | anarana | |
| Singan-teny | be, loha | |
| Karazan' ahitra [1.10] | ||
| The name of an herb. Cyperus elegans, Vahl. [1.2] | ||
| [Merina] (de be : grosse et loha : tête) Cyperus confusus Cherm. (Cyperaceae). [1.196] | ||
| [Betsileo, Tanala] (de be : grosse et loha : tête) Cabucala plectaneiifolia Pichon (Apocynaceae). Petit arbre à écorces très amères. [1.196] | ||
| Voambolana | ||
| Teny iditra | beloha | |
| Sokajin-teny | anaran-tsamirery (anaran-tany) | |
| Tanàna ao amin' ny fizarantanin' i Tsihombe, ao amin' ny Antandroy an-tendrony atsimo. [1.10] | ||
| Voambolana | ||
| Fangi-bolantany | -19, 47.5 | |
| Haianarantany | be, loha | |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/01/03 |
|