|
|
|
|
Teny iditra
bonabona
Sokajin-teny
anarana
Fivontosana toa mizihijihitra nefa mihodrahodra, malemilemy
[
1.1
]
Inflation, turgescence, bulkiness arising from disease
[
1.2
]
Sampanteny
fibonabona
,
fibonabonana
,
ibonabonana
,
mibonabona
Nohavaozina tamin' ny 2009/02/23