|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | bongaina (bonga) | |
| Sokajin-teny | mpamaritra | |
| Mibongabonga: be bonga, ahitana sombin-tany mivaingana betsaka: Hafahafa izany aty aminareo izany fa tany bongaina, tany mibongabonga aoka izany [1.1] | ||
| Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |
|