|
|
|
|
Teny iditra
diso paika ka matim-bela
Sokajin-teny
kambanteny
Singan-teny
diso
,
paika
,
maty
,
vela
Fiteny amin' ny fanorona ilazana fa ny fahadisoam-pamindra indray mandeha no nahafaty
[
1.1
]
Nohavaozina tamin' ny 2025/10/11