|
|
|
|
Teny iditra
e
la
rina
(
e
latra
)
Sokajin-teny
matoantenin' ny iharana
Sokafana, velarina (elatra, lamba...)
[
1.1
]
Qu’on entr'ouvre
[
1.3
]
Haiendriteny
Ny ankehitriny :
elarina
, elariko, elarinao, elariny, elarintsika, elarinay, elarinareo, elarin', elarin-, elarim-, elari-
Ny lasa :
nelarina, nelariko, nelarinao, nelariny, nelarintsika, nelarinay, nelarinareo, nelarin', nelarin-, nelarim-, nelari-
Ny hoavy :
helarina, helariko, helarinao, helariny, helarintsika, helarinay, helarinareo, helarin', helarin-, helarim-, helari-
Filaza mandidy :
e
la
ro
Tovy hevitra
e
la
tina
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20