|
|
|
|
Teny iditra
fadi
fa
dy
(
fa
dy
)
Sokajin-teny
anarana na mpamaritra
Indecorous, impudent, indulging in indelicate remarks.
[
1.2
]
[duplicatif fréquentatif]
[
1.3
]
Ohatra
1
Nanangana
fadifady
izy, ka ireny dia fefy nataony hifanasoana sy hifanajana.
[
2.245
]
2
Jereo izy fa tsy mba sahy mankahaha-javatra izay, mora fay ary be
fadifady
: sao hono maty maina eo!
[
2.296
]
Nohavaozina tamin' ny 2023/08/11