|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | fahakinga (kinga) | |
| Sokajin-teny | anarana | |
| Toetran' ny olona kinga, mailaka, mahay amin' ny ataony: Nampiseho fahakingana lehibe izy tamin' izany [1.1] | ||
| Tovy hevitra | hakinga ~ hakingana ~ fahakingana | |
| Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |
|