|
|
|
|
Teny iditra
fahambaniana
(
am
ba
ny
)
Sokajin-teny
anarana
Ohatra
Nalahelo mafy aho nahita ny
fahambanian
' ny olona tany.
[
2.649
]
Haiendriteny
Tsotra :
fahambaniana
, fahambaniako, fahambanianao, fahambaniany, fahambaniantsika, fahambanianay, fahambanianareo, fahambanian', fahambanian-, fahambaniam-, fahambania-
Tovonana :
-pahambaniana, -pahambaniako, -pahambanianao, -pahambaniany, -pahambaniantsika, -pahambanianay, -pahambanianareo, -pahambanian', -pahambanian-, -pahambaniam-, -pahambania-
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20