|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | fahatelobe | |
| Sokajin-teny | anarana | |
| Singan-teny | fahatelo, be | |
| Laharana fahatelo amin' ny sikidy Havana mpandroba, izany hoe tsy mikendry afa-tsy ny hahalany ny harenan' ny havany [1.1] | ||
| Mpanahaka | sikidy | |
| Nohavaozina tamin' ny 2024/03/08 |
|