|
|
|
|
Teny iditra
fameravera
(
veravera
)
Sokajin-teny
anarana na mpamaritra
Fomba entina mameravera, manasaratsaraka, manatsikera, mamohavoha
Azo veraveraina
[
1.1
]
Nohavaozina tamin' ny 2023/04/14