|
|
|
|
Teny iditra
fa
me
rina
(
ve
rina
)
Sokajin-teny
anarana na mpamaritra
Fomba entina mamerina
Azo averina
[
1.1
]
Ce qu’on peut rendre, manière de rendre
[
1.3
]
Ohatra
1
Raha dinihina sy heverina Ka bikaina amin' izao dia mora fantatrao
famerina
.
[
2.928
]
2
Ataon' ialahy ahoana no ho
famerina
ny ray aman-dreny efa any ambany rangolahy.
[
2.643
]
Haiendriteny
Tsotra :
famerina
, fameriny
Nohavaozina tamin' ny 2023/12/01