|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | famoasana (vofy) | |
| Sokajin-teny | anarana | |
| Fanesorana ny hoditra (voankazo, ovy,..) [1.1] | ||
| The act of peeling [1.7] | ||
| L'action d'éplucher, d'enlever l'écorce, la peau, l'enveloppe, le moyen, le mofif [1.3] | ||
| Action d'éplucher, de dépouiller [1.8] | ||
| Ohatra | Mbola eo anefa ny fanidiana ny akoho amam-borona, ny fampidirana am-bala ny ombin-tsarety roa lahy, ny fahandroan-kanina, ny famoasana voanongo hatao jiro, izay efa nanana ny anjara asa fanaony avy izy rehetra tamin' izany.
[2.472] | |
| Tovy hevitra | fivoasana | |
| Teny iditra | famoasana (vofy) | |
| Sokajin-teny | anarana | |
| Fanazavana: Famoasana tanin' ny Soratra Masina Fitsikerana: Famoasana lahatsoratra [1.1] | ||
| An explanation or exposition of ideas [1.7] | ||
| L'action d'expliquer, le moyen, le mofif [1.3] | ||
| Exposition d'une idée [1.8] | ||
| Tovy hevitra | fivoasana | |
| Teny iditra | famoasana | |
| Sokajin-teny | anarana | |
| Chariotage [1.13] | ||
| Voambolana | ||
| Nohavaozina tamin' ny 2019/08/17 |
|