|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | famokisana (voky) | |
| Sokajin-teny | anarana | |
| Fanomezana sakafo betsaka: Hatao ahoana no famokiaano ireto vahoaka maro be ireto Famporisihana, fitarihana, fambosiana: Mendri-tsazy mafy ny famokisana ny vahoakatoy itony [1.1] | ||
| L’action de rassasier, d’exciter, de pousser à la désobéissance, à la révolte, le motif, le moyen [1.3] | ||
| Ohatra | Nisy didy navoaka noho ny famokisana nataon' i Ptolemea mba hampihatra izany hevitra izany ihany koa amin' ny Jody ao amin' ny tanàna greka manolotra azy, sady hanao sorona;
[2.996] | |
| Nohavaozina tamin' ny 2023/01/06 |
|