|
|
|
|
Teny iditra
fanabango
(
bango
)
Sokajin-teny
anarana
Fomba entina mambango na mandraotra ny volo ka manambatra azy ho randrana tokana na roa na telo
[
1.1
]
Tovy hevitra
fambango
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20