|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | fanairana (taitra) | |
| Sokajin-teny | anarana | |
| Famohazana: Ataovy amin' ny enina ny fanairana ny ankizy mpianatra sao diso fidirana izy ireo [1.1] | ||
| Anjomara, antsiva [1.13] | ||
| Avertisseur [1.13] | ||
| Teny nalaina | Soratra misy io teny io | |
| Teny iditra | fanairana (taitra) | |
| Sokajin-teny | anarana | |
| Fampitahorana tampoka: Ny fanairanao azy tamin' iny biby iny no nankarary ny zanako Fanabatabana ny saina tampoka: Nandraiki-narary aho tamin' ny fanairanao ahy hoe narary mafy i dada [1.1] | ||
| L'action de surprendre, la cause [1.3] | ||
| Excitation [1.13] | ||
| Nohavaozina tamin' ny 2014/11/17 |
|