|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | fanajanonana (janona) | |
| Sokajin-teny | anarana | |
| Fampiatoana: Itỳ ve ny fanajanonana fiara? Tsy famelana hanohy, famelana, fametrahana: Tsy maintsy atao ara-dalàna tsara ny fanajanonana mpiasa [1.1] | ||
| Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |
|