|
|
|
|
Teny iditra
fanajedaka
(
jedaka
)
Sokajin-teny
anarana na mpamaritra
Fomba entina manajedaka, mamono ho faty
Azo ajedaka, tokony hajedaka:
Fanajedaka ny olon-dratsy tahaka ireny
[
1.1
]
Nohavaozina tamin' ny 2023/04/14