|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | fanalo | |
| Sokajin-teny | anarana | |
| Anarana nentina nilazana ireo tandefona mahay sy be herim-po ary mailaka [1.1] | ||
| Ohatra | Indreo ianareo fanalo Manisotra, hoy ny Ombalahibemaso sady nitsiky izy
[2.298] | |
| Nohavaozina tamin' ny 2023/09/09 |
|