|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | fanaraby (haraby) | |
| Sokajin-teny | anarana na mpamaritra | |
| Fomba entina manaraby, maneso, mamazivazy Azo na mendrika hoesoesoina, faneso: Tsy fanaraby na oviana no oviana ny zokiolona toy ireny [1.1] | ||
| Nohavaozina tamin' ny 2023/04/14 |
|