|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | fandadina (ladina) | |
| Sokajin-teny | anarana | |
| Toetran' ny zavatra mandadina, izany hoe manodidina sady mananika zavatra iray [1.1] | ||
| La manière d’enlacer, de juxtaposer en liant, ce qu’on juxtapose en liant [1.3] | ||
| Nohavaozina tamin' ny 2025/03/07 |
|