|
|
|
|
Teny iditra
fan
di
nika
(
di
nika
)
Sokajin-teny
anarana
Fomba entina mandinika, mihevitra, fiheverana:
Araka ny fandiniky ny manam-pahaizana...
[
1.1
]
Ohatra
1
Hita fa misy zavatra vitsivitsy
fandinika
mihitsy momba azy.
[
2.285
]
2
vitsy ny olona tokony ho afa-mandini-javatra no tsy mivonon-kandinika loatra, na diso
fandinika
koa.
[
2.643
]
Nohavaozina tamin' ny 2024/01/13